|
|
|
|

Teny iditra1 be no aizana
Singan-teny  2be, 3aizana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza zaza iray efa be taona vao manan-jandry indray; zaza efa lehibe vao mitsaika ao an-kibon-dreniny ny zandriny. [1.1]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  7be anaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12